Entrée | 1 tsy mahatombin-tsiraka |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 mahatombina, siraka |
Explications en malgache |
4 [1.1] tsy mahapetraka amin' izay misy azy famifindrafindra toerana lava -- (ny siraka dia mitovy amin' ny sirana ihany: ny faritra eo ambony ranjo amin' ny biby; amin' ny olona, ilazana tsotra ny ranjo) |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |